APP
Last Updated 23/7/2018 3:12
Tue, 16 Apr 2024
Shawwal 7, 1445
Number of Books 10389

Al-Arbaouna An-Nawawiyyah

Al-Arbaouna An-Nawawiyyah
  • Book Editor: ABDALLAH Said Moussa
  • Publisher: islamhouse.com
  • Book Translator: MANAGNA ZAKARIA
  • Year of Publication: 2017
  • Number of Pages: 67
  • Book visits: 4077
  • Book Downloads: 1775
  • Book Reads: 1657

Al-Arbaouna An-Nawawiyyah

Ity dia boky,Al-arbaouna An-nawawiyyah  izay mirakitra Hadith dimampolo, dia ireo Hadith roa amby efapolo nangonin’i Imamo An-nawawi (RA), izay nahatonga azy ity fantatra amin’ny anarana hoe “Al-arbaouna An-nawawiyyah” (Ireo efapolon’i An-nawawi), miampy ireo Hadith valo izay nampian’i Ibn Rajab Al-hambali, ho famenon’izany dimampolo.

Ireo Hadith ireo, araka ny nambaran’ireo manam-pahaizana dia anisan’ireo Hadith fototra ato anatin’ny finoana Islamo, izay miresaka karazan-javatra samihafa, toy ny foto-pinoana sy ny fanompoana sy ny fitsipika fototra momba ny lalàna sy ny toetra sy ny fahaiza-miaina sns.

Source: islamhouse.com

: