2017

PDF

Bokin’ny Azkar sy Doah

Language
Malagasy
Publisher
islamhouse.com
Year
2017
Pages
52
Translator
MANAGNA Zakaria
PDF 8,797 views 3,881 downloads 4,068 reads

Read the book on this page without leaving the library.

Open the reader

The file is read here, on this site. Nothing about the book you open is sent anywhere else.

Bokin’ny Azkar sy Doah

Ity dia boky Bokin’ny Azkar sy Doah Ity dia boky kely izay mirakitra Azkar sy Doah maro samihafa, nalaina avy tamin’ny boky masina Kor’any sy ny Sonnat.kely izay mirakitra Azkar sy Doah maro samihafa, nalaina avy tamin’ny boky masina Kor’any sy ny Sonnat.

Notsongaina manokana ireo Azkar sy Doah izay tena fanao matetika ary ilain’ny mpino Islamo amin’ny fiainany andavanandro. Ka hitanao ao ireto manaraka ireto: Azkar sy Doah fanao andavanandro, ireo zavatra tenenina anatin’ny Swalat, ireo zavatra tenenina aorian’ny Swalat, Azkar fanao amin’ny maraina sy hariva, Azkar atao amin’ny zavatra samihafa, teny feno fahasoavana sy valisoa, Azkar fanao alohan’ny hatory, Doah avy amin’ny Kor’any sy Sonnat.
Ary natao miaraka amin’ny dikany amin’ny teny malagasy izany, mba hampazava amin’ny mpamaky ny dikan’ireo Azkar sy Doah izay vakiany.

Source: islamhouse.com

Title
Bokin’ny Azkar sy Doah
Translator
MANAGNA Zakaria
Reviewed by
Djamildine Samsoudine
Publisher
islamhouse.com
Year
2017
Pages
52
Language
Malagasy
Format
PDF
Added
July 23, 2018

Spotted a mistake? Propose a correction An editor reviews every correction before anything changes on the site.

Change only what is wrong and leave the rest as it is.

Reviewed by hand

Reviewed by hand

Only so an editor can ask you about the correction.

Reviews 0

Write a review

No reviews yet — be the first to review this book.

Leave a review

Your email address will not be published. Required fields are marked *

Your rating *

Please write at least 10 characters.

Reviews are moderated before publishing.