2017

PDF

NY FOMBA FANAOVAN’NY MPAMINANY SWALAT

Language
Malagasy
Publisher
islamhouse.com
Year
2017
Pages
44
PDF 10,020 views 3,767 downloads 2,922 reads

Read the book on this page without leaving the library.

Open the reader

The file is read here, on this site. Nothing about the book you open is sent anywhere else.

NY FOMBA FANAOVAN’NY MPAMINANY SWALAT

Ity dia boky bely manazava amintsika an-tsary ny fomba fanaovan’ny Mpaminany Swalat sy ny fomba fanaovana Wozo. Hoy indrindra ny mpanoratra azy ao amin’ny teny fampidirana hoe:

“Indro teny fohy, manazava ny fomba fanaovan’ny Mpaminany (SAW) Swalat; atolotro ho an’ny mpino Islamo rehetra, lahy sy vavy, mba hahatonga an’izay rehetra mamaky azy ity hiezaka haka tahaka azy (SAW) amin’izany, araka ny teniny manao hoe:”Ataovinareo tahaka ny nahitanareo ahy nanao azy ny Swalat”.

Notaterin’i Al-bokhàri”. Koa manentana antsika rehetra mba hamaky an’izany sy hanazava an’izany amin’olona.

Source: islamhouse.com

Title
NY FOMBA FANAOVAN’NY MPAMINANY SWALAT
Reviewed by
ABDALLAH Said Moussa
Publisher
islamhouse.com
Year
2017
Pages
44
Language
Malagasy
Format
PDF
Added
July 22, 2018

MANAGNA Zakaria

All works (1)
Spotted a mistake? Propose a correction An editor reviews every correction before anything changes on the site.

Change only what is wrong and leave the rest as it is.

Reviewed by hand

Reviewed by hand

Only so an editor can ask you about the correction.

Reviews 0

Write a review

No reviews yet — be the first to review this book.

Leave a review

Your email address will not be published. Required fields are marked *

Your rating *

Please write at least 10 characters.

Reviews are moderated before publishing.